|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 arahaba tsy maty fo aman-aina |
| Singan-teny | 2arahaba, 3tsy, 4maty, 5fo, 6amana, 7aina |
| Sokajin-teny | 8 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
9teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10a salutation to those returned from the war, or a journey..
[1.2] |
| Voambolana | 11 Teny fanajana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|